20 sy 21 Jona 2026 : Sortie d’été 2026
Isaorana ny Tompo fa tanteraka soamantsara ny Sabotsy 20 sy Alahady 21 Jona lasa teo ny Sortie d’été-n’ny Fiangonana FJKM Gland Fahasoavana izay nokarakarain’ny Sampana SLK. Hitanao ato ny andinindininy mikasika izany. Isaorana ireo mpikambana sy birao SLK rehetra.
