27 aogositra, 25 septambra 2022 [Dorkasy]

Mankasitraka ny rehetra tamin’ny fahatontosan’ny fety sy fiaraha-mientana mialoha sy nandritra ary tao aorianan’ny spectacle Eric Manana. Andriamanitra manan-karempahasoavana anie hamaly fitia ny tsirairay.
Amin’ny anaran’ny Birao Dorkasy

Ny alahadin’ny sampana Dorkasy dia amin’ny 25 septambra 2022 koa manentana antsika rehetra hitondra ambavaka an’ny sampana sy an’izany fotoan-dehibe izany.