Vokatra azo tamin’ny voka-dehibe faharoa ny 11 septambra 2022

Isaorana an’Andriamanitra fa tanteraka soa aman-tsara tamin’ny alahady 11 septambra lasa teo ny voka-dehibe faharoan’ny Fiangonana.

Tsara dia tsara ny vokatra ry havana satria mitentina 5714 CHF ny vola voaangona tamin’ny fanatanterahana « la vente » sy « prix fixe ».

Ny Birampiangonana dia mampita ny fisaorana sy fankasitrahana ho an’ny fiangonana iray manontolo tamin’ny fanohanana tamin’ny endriny samihafa sy samy hafa izay natolotrareo.

Ho an’Andriamanitra irery ihany ny voninahitra.

Amin’ny anaran’ny Biraompiangonana