An-karatsiana (Filazana manjo)
- Fahafatesana Razafimahefa Roland Guy, tsy mbola vita ny famangiana
- Tivo sy Miova namoy ray efa vita ny famangiana.
An-kafaliana (Filazana mariazy)
- Olivia sy Ranto : nahazo lahy kely , tsy mbola vita ny famangiana
- Mirana sy Aina : nahazo vavy kely, tsy mbola vita ny famangiana
- Tiavina sy Malala : nahavita fanamasinana fanambadiana, tsy haiko raha efa vita ny fiarahabana
