Notanterahina tamin’ny Sabotsy 12 Septambra 2026 ny AG-2 SLK.
Toy izao ny andinindininy tamin’izany:
- Adiresy: Rue Champ Bosson 63, 1632 Riaz
- Fotoana fanombohana: 11h
- Sakafo: buffet canadien
- Famelabelaran-kevitra noentin’i Dr Nivo sy Pasitera Zo mitondra ny lohahevitra hoe » Ny fitaizana ny tanora ankehitriny », niarahana tamin’ny Dorkasy
- Fivoriambe AG-2 SLK : Tatitra isan-karazany, toe-bola, Alahady SLK Novambra 2026, hetsika, …
- Famaranana: 18h

