10 Mey 2026 : Alahadin’ny SLK Foibe
Isaorana ny Tompo fa tanteraka soamantsara ny Alahady 10 Mey lasa teo ny Alahadin’ny SLK Foibe teto amin’ny FJKM Gland Fahasoavana. Nisy ny Asa Vavolombelona nanamarika izany : hira ary fahatsiarovana ny namana Johnny, izay nandao antsika tamin’ny volana Mey lasa teo.
