Teny fisaorana avy amin’i Pasteur Zaka ANDRIAMAMPIANINA

Miarahaba tompoko.

Tonga soamantsara  aty Madagasikara aho. Misaotra ny Tompo ary misaotra anareo tamin’ny fandraisana feno fifaliana.

Dia hotahian’ny Tompo Jesoa ny dia sy ny asa tany, hahavoka-tsoa.

Tahian’ny Tompo daholo isika. 

P Zaka Andriamampianina 

Filoha Mpanampy FJKM