Tatitra: Rakitra faharoa fanohanana tetikasa any ivelany

Ny alahady 19 aprily 2026 ry havana no nanatanterahantsika ny rakitra faharoa hanohanana tetikasa ivelany. Ny tetikasa ho tohanantsika amin’ity taona ity moa dia tetikasa hiarahana amin’ny DM momba ny fanabeazana ny ankizy any Congo. Ny tetibola ilaina amin’izany dia mitentina 84’800 chf. Koa dia manentana antsika rehetra hiomana amin’izany.

Ny rakitra voahanona kosa dia mitetina 60 CHF sy 25.40 EUR.

Voninahitra ho an’Andriamanitra irery ihany.

Ny Birao