Tatitra momba ny tolo-tànana TSIVERIARIANA Isabelle Hanitra

Araka ny fanapahan-kevitry ny Mpihevidraharaha dia nanao tolo-tànana isika FJKM-Gland. Vola mitentina 868.-CHF no natolotry ny fiangonana mialoha tamin’izany. 

Ireto kosa ny tatitry ny rakitra roa voaraintsika avy amin’ireo rakitra faharoa nokarakaraina:

  • Rakitra faharoa 7 febroary 2021: 102.90 CHF sy 3.10 EUR
  • Rakitra faharoa 28 martsa 2021: 259.25 CHF sy 47.08 EUR

Isika izay maniry ny hanohana dia indro ny kaonty ahafahana manatanteraka izany.

Kaonty:
FJKM-Gland
CH45 0900 0000 1078 6585 8
Asio fanamarihana : « Tolo-tanana Isabelle + Ny anaranao ».

Isaorana antsika mpiara-mivavaka ry havana tamin’ny fanohanana izay natolotsika.

Amin’ny anaran’ny Biraompiangonana.