Fisaorana
« Koa araka ny ananantsika andro hanaovana, dia aoka isika hanao soa amin’ny olona rehetra, indrindra fa amin’ny mpianakavin’ny finoana »- Galatiana 6 : 10
Ry havana,
Ny STK Gland Fahasoavana dia misaotra an’Andriamanitra lehibe noho ny nahafahana nanatanteraka ny « Zaram-pahasoavana » tamin’ny sabotsy 19 septambra lasa teo tao amin’ny salle paroissiale de Gland.
Misaotra ny Mpitandrina sy ny tsirairay tonga ary ianareo rehetra nitondra am-bavaka sy nanohana tamin’ny endriny samihafa.
Samia tahian’ny Tompo.
Ho an’Andriamanitra irery ny voninahitra.
Fanentanana

Vous souvenez-vous de cette photo ?
C’était la première partie de l’histoire des martyrs FJKM illustrée par les STK.
Qui dit première partie dit … deuxième partie.
La STK nous donne rendez-vous le dimanche 25 octobre 2026 à l’occasion du dimanche STK.
Ce sera le lendemain de la soirée de levée de fond, donc, nous serons tous probablement fatigués. Mais, soyons fatigués et UNIS le dimanche pour recevoir ensemble la parole de Dieu, pour prier et pour soutenir nos frères et sœurs.
