Tadidio: 17 septambra 2023 – ZARAM-PAHASOAVANA na « Partage de Grâce » miaraka amin’ny STK

Ho an’ny Fiangonana FJKM-Gland Fahasoavana,

Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika.

Ny Sampana Tanora Kristiana (STK) eto amin’ny FJKM Gland Fahasoavana dia manomana hetsika mahafinaritra ho antsika. Koa manasa antsika izy ireo hamandrika ny daty 17 semptambra ho avy izao.

Ho ampitaina amintsika eto ihany ny andinindininy.

Ho an’Andriamanitra irery ihany ny voninahitra.