SLK : Antsam-panahy lehibe

Tontosa soa aman-tsara ny fifampiarahabana tratry ny taona teo anivon’ny SLK izay notontosaina tao amin’ny fianakaviana Dr. Dimy Andriamasinoro.


ANTSAM-PANAHY LEHIBE
Tontosa ihany koa ny famaranana ny fankalazana ny faha 10 taonan’ny SLK FJKM Gland Fahasoavana ny alahady 12 Martsa 2023 lasa teo.

Nahafinaritra tokoa ny Antsam-panahy lehibe izay nandraisan’ireo antokom-pihira avy amin’ny fiangonana rahavavy isany anjara avy.