DIAKONA MIASA SY MINO
« …,ary izaho kosa haneho aminao ny finoako amin’ny asako » (Jakoba 2 : 18b)
Misaotra an’Andriamanitra Lehibe fa tanteraka soa aman-tsara ny fiofanana nasionaly ho an’ny diakona sy ny loholona SP37 notanterahina tamin’ny Sabotsy 6 Jona 2026 lasa teo.
Izany dia niarahana tamin’ny ray aman-dreny mpitandrina maro, nizara sy nampianatra ary nampahery ireo diakona sy loholona amin’ny fanantanterahany ny asan’Ny Tompo.
Inty àry misy fanehoana an-tsary vitsivitsy izany fotoana izany.
Ho an’Andriamanitra Irery anie ny voninahitra!




