Notapahina tamin’ny fivorian’ny Mpiandraikitra Foibe ny fanantanterahana ny « Herinandron’ny Reformasiona » (19-24 okt 2026) mba hiorenantsika be be kokoa hatrany amin’ny finoana.
Teto anivon’ny FJKM Gland Fahasoavana kosa dia natao tamin’ny Talata 27 Oktobra lasa teo my fotoam-pivavahana, tamin’ny 8 ora ariva, tamin’ny fampitan-davitra (zoom).
Ny andron’ny Reformasiona dia vita soa aman-tsara ny Sabotsy 31 oktobra 2026 manerana ny sahan’ny FJKM manontolo.
Isaorana Andriamanitra Lehibe fa afaka nanantanteraka izany ho voninahiny irery ihany.
Amen!
