Remerciement imagé SSA

Hisaotra an’ i Jehovah lalandava aho, Ho eo ambavako mandrakariva ny fiderana Azy.

Salamo 34:1

Ho an’ny Biraompiangonana sy ny Fiangonana FJKM-Gland Fahasoavana,

Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika.

Isaorana ny Ray be fitiavana fa tontosa soa amantsara ny sabotsy sy alahady 9,10 desambra lasa teo ny famaranana ny faha 15 taonan ny Sampana Sekoly Alahady.

Tsy hainay ny tsy hisaotra anareo birao, Ray amandreny ary indrindra ireo mpianatra tamin ny fanatontosana ny sakafom pirahalahiana izay nokarakaranay; na tamin ny fitondrana ambavaka, na tamin ny fandraisana anjara. Andriamanitra manankarena fahasoavana anie hamaly fitia anareo.

Mbola mangataka fitondrana ambavaka hatrany ny ho amin ny ho 15 taona manaraka.

Manao veloma finaritra amin’ny Anaran’I Jesoa Kristy Tompontsika.

Amin’ny anaran’ny Biraon’ny Sampana Sekoly Alahady