Premier dimanche SSA 2022

Connaissez-vous le lien entre quatre bougies et la grâce* ? C’est l’école du dimanche ! En effet, ce sont les titres des deux sketchs interprétés par les enfants lors du dimanche de la branche.

Nous ne pourrons pas vous faire redéguster les barquettes de « tsaky gasy » vendues à l’occasion, ni vous montrer les belles fleurs mais vous pouvez visionner ou revisionner les deux sketchs plus bas.

Vous pourrez trouver également les remerciements venant de notre école du dimanche ci-dessous.

 » Fa ny zavatra rehetra dia natao noho ny aminareo, mba hitomboan ny fisaorana ho voninahitr’ Andriamanitra nohon ny fitombon ny fahasoavana amin ny maro.  » II Korintianina 4: 15

Ho an’ny Biraompiangonana sy ny Fiangonana FJKM-Gland Fahasoavana,

Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika.

Ny Sampana Sekoly Alahady dia maneho ny fisaorana antsika rehetra nohon ny fahatontosan ny alahadin ny Sekoly Alahady tamin ny 24 aprily lasa teo.

Voninahitra lehibe ho an ny Tompo ary fiadanana ho antsika tsirairay avy. Andriamanitra manankarem pahasoavana anie hamaly fitia anareo tamin ny fanohananareo anay.

Amin’ny anaran’ny Biraon’ny Sampana Sekoly Alahady

Ny birao

Les quatre bougies
La Grâce

*Dans le sketch « La Grâce », les enfants se questionnent sur ce qu’il faut pour aller au paradis.