New year’s wishes

Est-ce que les souhaits et vœux pour la nouvelle année sont importants ? Telle était la question lors de notre dernier Newsletter de Décembre 2021. A cette dernière, vous avez été nombreux à nous laisser vos messages dans le « livre d’or ».

Découvrons et vivons ensemble nos aspirations pour cette nouvelle année 2022.

Filipiana 1 : 6 : « Ary matoky indrindra aho fa Izay nanomboka asa tsara ao anatinareo no hahatanteraka izany mandra-pihavin’ny andron’i Jesoa Kristy ».
Miarahaba ny Mpitandrina mivady sy ny ankohonany ary ny Fiangonana FJKM Gland Fahasoavana manontolo mahatratra ny Taona 2022. Ho tò anie ny fikasana tsara rehetra iriantsika hotanterahana eto anivon’ny Fiangonana, indrindra ny fankalazana ny tsingerintaona faha-15. Tahian’ny TOMPO.

Vero Ruffin 4 mianaka.

Miarahaba ny rehetra eto amin’ny FJKM Gland Fahasoavana tratry ny Taona Vaovao 2022!Maniry antsika rehetra :

Ho ambinina amin’izay rehetra atao
Ho tanteraka izay rehetra kasaina
Ho feno fiadanana sy fahasambarana

Ho salama mandritra ity Taona ity
Hotahian’Andriamanitra hatrany.

Olga & Mamy Rakotonarivo Robel

Les mots restent, nous réconfortent et unissent notre communauté.
La Commission Communication de la FJKM Gland Fahasoavana souhaite également à tous nos paroissiens : SANTE, JOIE et REUSSITE pour cette nouvelle aventure que nous traverserons encore ensemble en 2022.

Soli deo Gloria