Mitady outils de jardin

Faly miarahaba antsika,

I Ravaka Andriamihaja dia mitady fitaovana an-jaridaina efa niasa (ka tsy ampiasaina intsony) toy ny pots, pelle sy rateau kely, arrosoire kely na sécateur. Raha misy dia aza misalasala mandefa sary amin’ny whatsapp 0774169735.

Mankasitra antsika!