Lisitry ny diakona voafidy 2024 – 2028

Noho ny fahasoavan’Andriamanitra dia tanteraka soa aman-tsara ny fifidianana ireo diakona eto anivon’ny fitandremana misy antsika. Hiasa manomboka amin’izao taona 2024 izao ka hatramin’ny taona 2028 ireo diakona voafidy.

Ireto avy ireo diakona nofidin’ny Mpandray tamin’ny alahady 10 martsa 2024 lasa teo:

  • Andriamasinoro Dimy
  • Andriamasinoro Miora
  • Andriamiarisoa Lalaina
  • Andrianarintsalama F. Manitriniaina
  • Andrianarintsalama Gabiano Mickaël
  • Andrianjaka Clarah
  • Besedra M’bahoaka Miova
  • Gonguet Njaka Aldine
  • Mahefasoa Hasina
  • Rabeherifara Dominique Claude
  • Rabelaza Baillif Olidera
  • Rakotoarijaonina Guy
  • Rakotoarisoa Andriamilantorivo
  • Rakotomahanina Norotiana
  • Ramambason Kiady
  • Ramanambohitra Jocelyn
  • Ramanambohitra Ravololomampionona Mino
  • Raminomanana Hajarizaka
  • Raminomanana Vololoniaina Domohina Nirina
  • Randriambelonoro Mirana
  • Randrianarivony Hanitriniaina
  • Rasamimanana Olivier
  • Rasamimanana Tivo Hely
  • Razakanirina Ranaivo
  • Razanakoto Mirana Bakoharisoa

Ny loholona dia:

  • Rakotonarivo Robel Olga

Ny lisitr’ireo loholona dia ampitaina amintsika aoriana noho ny fandaminana mbola karakarain’ny Biraompiangonana.

Ho an’Andriamanitra irery ny voninahtra.

Amin’ny anaran’ny Biraompiangonana