09 - Newsletter octobre 2026 Isan-Kerintaona Sekoly Alahady SP37 raisin’ny FJKM Gland Fahasoavana Posté le 19/09/202603/10/2026 par Ranaivo Razakanirina Tanterahina ny Sabotsy 3 oktobra 2026 aty amin’ny FJKM-Gland Fahasoavana ny Isan-Kerintaonan’ny Sampana Sekoly Alahady eto amin’ny Synodamparitany 37. Indro ny fanentanana amin’izany: