Hetsika Synodamparitany 11 martsa 2023

« Izay rehetra ataonareo dia ataovy amin’ny fitiavana ». 1 Korintiana 16: 14

Ny Synodamparitany dia faly manasa antsika hanatrika ny

SAKAFOM-PIFALIANA
Seho an-tsehatra sy rindran-kira

izay ho tanterahina amin’ny sabotsy 11 martsa 2023 ho avy izao, amin’ny 12 ora sy sasany antoandro.

Toerana: Le Palmier d’Or (5 rue Saint-Claude, 77340 Pontault-Combault, France: rohy).

Fandraisana anjara: 30 eur ny lehibe ary 10 eur ny ankizy

Izany hetsika izany no entina hanohanana ny asan’ny Synodamparitany anatin’ny taona.

Fanazavana fanampiny: bureau@fjkm-gland.ch