FJKM – Ireo daty manokana mandritra ny volana Mey 2026

MIASA AO AMIN’NY MINO NY FANAHY MASINA

03 | Ala. IV man. Paska
2Tantara 15. 1-2|Matio 12. 18-21|1Tesaloniana 1.1-5

10 | Ala. V man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 6.33-40|Jaona 6. 60-65|1Petera 4. 12-16

14 | Andro niakarana
Isaia 11. 1-5|Lioka 24, 44-53|Kolosiana 31-4

17 | Ala. VI man. Paska – Mpiasa Foibe FJKM
Isaia 44. 1-5|Lioka 11.9-13|Filipiana 1.27-30