FJKM – Ireo daty manokana mandritra ny volana jona 2022

Alahady 5 jona 2022: Pentekosta

Alahady 12 jona 2022: Alahadin’ny Trinite
Alahadin’ny Sekoly FJKM

Alahady 19 jona 2022: Alahady voalohany manaraka ny Trinite
Alahadin’ny Sampana Vokovoko Manga

Alahady 26 jona 2022: Alahady faharoa manaraka ny Trinite