FJKM – Ireo daty manokana mandritra ny volana janoary 2023

Alahady 08 janoary 2023 :

  • Alahady ny EPIFANIA

Alahady 15 janoary 2023 :

  • Alahady faha-II manaraka ny Epifania
  • Fanompoam-pivavahana ho fitondrana amim-bavaka ny Filohan’ny FJKM mianakavy sy ny taom-piasana 2023, Antsonjobe

Alahady 22 janoary 2023 :

  • Alahady faha-III manaraka ny Epifania – FFKM

Alahady 29 janoary 2023 :

  • Alahady faha-IV manaraka ny Epifania – Marary hoditra