Indro atolotra antsika ny sary voaray taorian’ny Fivoriam-ben’ny Dorkasy izay notanterahina ny sabotsy 12 septambra 2026 lasa teo tany Riaz. Niaraka tamin’ny SLK ny Dorkasy tany an-toerana. Nitohy tamin’ny Alahadin’ny Dorkasy ny alahady 13 septambra 2026 izany fotoana izany.







