Araka ny tetikasa sy tetikandro 2026 an’ny Sampanasa AFF SP37, dia hanantanteraka fiofanana ho an’ny Biraon’ny Fiangonana rehetra sy ny Komity AFF isika eto amin’ny SP37 ny Zoma 09 Oktobra 2026 ho avy izao amin’ny 8 ora alina.
Ampitaindavitra ny fiofanana ary ho alefa amintsika birao rehetra ny rohy ho an’izany fiofanana izany ny herinandron’ny fiofanana.
