Fifidianana eo anivon’ny STK

Araka ny rafitra ao amin’ny FJKM dia tokony manana solon-tena eo anivon’ny Mpihevi-draharaha ny sampana tsirairay avy.

Tamin’ny zoma 13 novambra lasa teo dia voafidy ny an’ny STK.

Tamin’io andro io ihany koa no nofidiana ny filoha sy ny filoha lefitra isan-drantsana.

Ireto avy ny olona nofidiana :

  • Solon-tenan’ny STK eo amin’ny komitim-piangonana : RAMINOMANANA Domohina

Rantsana Hira sy Mozika

  • Filoha : ROBINSON Camille
  • Filoha lefitra : RAMAMBASON Kiady

Rantsana Soratra Masina

  • Filoha : ROBINSON Fanja
  • Filoha lefitra : ANDRIANARINTSALAMA Mickael Gabiano

Rantsana Fanatanjahantena

  • Filoha : RAMINOMANANA Joro
  • Filoha lefitra : RASOLOMBOAHANGINJATOVO Aina Heritiana

Rantsana Asa Fampitaovana sy Fanentanana

  • Filoha : RANDRIANIRINA Nadia

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *