Fiantsoana fivorian’ny Mpandray 26 martsa 2023

Ny Biraompiangonana dia miantso ny Mpandray rehetra amin’ny fivoriam-be ara-potoana izay ho tanterahintsika amin’ny alahady 26 martsa 2023 izao.

Ny laha-dinika ho atolotra antsika dia ny tatitra ara-bola taona 2021 araka ny efa voalamina tao amin’ny tetiandro 2023.

Entano ihany koa ny mpiara-mivavaka amintsika ary fandrio amin’ny diary ny daty.

Mangataka antsika hitondra am-bavaka hatrany ny fiainan’ny fiangonana.

Amin’ny anaran’ny Biraompiangonana