Fanokanana ny FJKM Jerosalema Fitahiana – 11 jona 2022

Tanterahina amin’ny sabotsy 11 jona ho avy izao, amin’ny 10 ora maraina, ny fanokanana ny FJKM Jerosalema Fitahiana. Ho antsika maniry ny hanatrika ny fotoana dia aza misalasala manoratra amin’ny Biraompiangonana amin’ny adiresy bureau@fjkm-gland.ch

Indro ny rohy ahafahantsika mahita ny fanasàna voaraintsika.

Rohy fanasàna avy amin’ny FJKM Jerosalema Fitahiana Neuville