Fampianarana Soratra Masina: « Ny fizahan-toetra sy ny fankam-panahy atrehan’ny mpanompon’Andriamanitra ary ny antoka amen’Andriamanitra azy ao amin’i Jesoa Kristy ».

Faly miarahaba antsika amin’ny anaran’ny Tompo!

Ny Biraon’ny Fitandremana FJKM Gland Fahasoavana sy ny Mpitandrina dia faly manolotra antsika Mpiara-mivavaka Fampianarana Soratra Masina mifanaraka amin’ny litorijian’ny Alahady faha-3 izay tsy ahafahantsika miara-mivavaka.

Manomboka izao dia ho hitantsika isaky ny Newsletter izay mivoaka isam-bolana izany fampianarana hoentin’ny Mpintandrina izany, ary manasa antsika hijery hatramin’ny farany.

Indro ny rohy ahitana ilay horonantsary.

Mijere ary mianara finaritra ary tompoko!

Voninahitra ho an’Andriamanitra irery ihany.