Famoahana SEFALA – 28 Martsa 2026
Isaorana ny Tompo fa tontosa soa aman-tsara ny 28 Martsa 2026 lasa teo tany Paris ny fanokanana azy 11 mianadahy ho Mpiandry ao amin’ny Synodamparitany Vato Fehizoro ampitan-dranomasina (SP 37), miaraka amin’ny famoahana SEFALA ireo Mpitoriteny 17 mianadahy sy Katekista 1.



