Faha-45 taona nijoroan’ny FJKM Wagner Finoana

“Fa mifalia kosa sy miravoravoa mandrakizay” Isaia 65:18

Ny FJKM Wagner Finoana Paris dia nankalaza ny faha-45 taona nijoroana, faha-20 taona naha-FJKM sy faha-10 taona niarahana niasa tamin’ny mpitandrina mivady sy ny ankohonany, ny 15 janoary 2023 teo.

Indreto avy ny santionany tamin’ny fakalazana :