Dorkasy – Fianarana Soratra Masina

Ny herin’ny vavaka eo amin’ny fiainan’ny vehivavy kristianina

Izany lohahevitra izany no entin’ny Dorkasy miofana miaraka amin’ny Mpitandrina RATSIMANDISA Zo amin’ny sabotsy 27 janoary 2026 ho avy izao, an-jotra, manomboka amin’ny 8 ora alina.

https://us06web.zoom.us/j/94605159914?pwd=dnZxZXdsblNUcTRaRFFJb0tkdDNqdz09

Meeting ID: 946 0515 9914
Passcode: 1234

Tongava maro.