Dorkasy febroary – aprily

5 febroary 2024
Indro ny lohahevitra tamin’ny anjaran’ny sampana Dorkasy sy sampana Lehilahy Kristiana tamin’ny herinandron’ny fianakaviana.

« Ny hazo no vanon-ko lakana, ny tany naniriany no tsara« 

1) 1Pet 3.1-7
2) Gen 25.27 ; 27.1-12
3) 2Tim 1.5

14 aprily 2024
Fanavaozana ny biraon’ny Dorkasy sady alahadin’ny Dorkasy Foibe.

Ny fanavaozana eo @ sampana sy ambaratonga hafa dia hita ao amin’ny « rubrique Décisions CP »