Dorkasy : 2023 sy fampianarana

Tanteraka soa aman-tsara ny fampianarana avy amin’i Pastera Zaka Andriamampianina hoan’ny Dorkasy eo amin’ny fitandremantsika tamin’ny Sabotsy 21 Janoary 2023 lasa teo.

Ny fifampiarahabahana tratry ny taonan’ny Dorkasy dia ho atao amin’ny Sabotsy 04 Febroary izao any Delémont.