Dimanche de la SLK – 08 Novembre 2020 (online)

« Izy nanaraka an’i Paoly sy izahay ka niantso hoe: ireo lehilahy ireo dia mpanompon’Andriamanitra Avo Indrindra, izay manoro anareo lalam-pamonjena » Asan’ny Apostoly 16: 17

Ho an’ny Fiangonana FJKM-Gland Fahasoavana,

Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika.

Notanterahina ny alahady 08 novambra 2020 tamin’ny alalan’ny Zoom sy ny livestream YouTube ny fankalazana ny Alahadin’ny ampana Lehilahy Kristiana

Manao veloma finaritra amin’ny Anaran’I Jesoa Kristy Tompontsika.

Amin’ny anaran’ny Biraon’ny Sampana Lehilahy Kristiana