Culte du 02 Janvier 2022

Quel joie 😁 de nous nous être retrouver en cette Nouvelle Année 2022 lors du premier culte du mois et de l’Année à Gland ce 02 Janvier dernier.

Nouvelle Année, nouvelle résolution. Nouveau mois, nouveau thème.

« Maharitra tsy miova ny Tompo »

« Le Seigneur ne change pas. »

Les chants de Noël ont laissé place au rythme du quotidien. Mais en attendant de vraiment se replonger dans le tumulte de la vie de tous les jours, un petit rappel de la première prédication de l’année qui nous a été délivré par le pasteur Ny Ilo Jihy Raminoarinosy

Toriteny nalaina avy ao amin’ny I Jaona 1 : 5 -10
Lohateny :  » NY KRISTIANA MARINA »

Ny mahafantatra ny tenantsika dia :
1) Andriamanitra
2) Isika
3) ny devoly

1) Ny kristiana marina dia « marina amin’ny ataony » (and.6) : tokony hifanaraka ny teniny sy ny ataony. Tsy misy ny lainga masina raha tena kristiana

2) Ny kristiana marina dia  » marina amin’ny tenany »  : Ny hafa azonao handaingana, fa ianao aza mamita-tena. Vitao ny fanekena ataonao amin’ny tenanao. Tiavo ny tenanao amin’ny maha ianao anao.

3) Ny kristiana marina dia « marina amin’Andriamanitra » (and10) : Mahalala antsika amin’ny antsipirihany Andriamanitra. Aoka isika tsy hilaza fa diso ny fitsarana izay ataony (mampandainga Azy). Ataovy malaky ny vavaka fiaiken-keloka ary tonony mazava ny fahotana vita. Izany ho hizoran’ny kristiana hifandray amin’ny hafa. Tsarovy fa Andriamanitra manantanteraka foana izay ampanantenainy sy lazainy.

Famelan-keloka : Lioka 5 : 13 « Mety Aho, madiova ianao »

Pasteur Ny Ilo Jihy Raminoarinosy

Les mesures sanitaires recommandées par le Conseil Fédéral, on ramené le port du masque avec le Certificat Covid et Pass Sanitaire sont obligatoires mais cela ne nous a pas empêcher de louer le Seigneur 🎶.

Restons vigilant et n’oublions pas que le Seigneur est avec nous est qu’il ne change pas.

Soli deo Gloria