Biraompiangonana voafidy vaovao izay nankatoavin’ny Mpandray, Komity Lehibe ary Komisiona Sosialy

Ireto avy ny anaran’ireo Biraompiangonana vaovao izay voafidy hiasa mandritra ny taom-piasana 2024 – 2028 ary nankatoavin’ny Mpandray ny alahady 26 may 2024 lasa teo.

  • Ranaivo Mahaleo RAZAKANIRINA Sekretera Jeneraly
  • Miora ANDRIAMASINORO Mpitan-tsoratra
  • Mickaël ANDRIANARINTSALAMA Mpitahiry vola
  • Guy RAKOTOARIJAONINA Mpitan-tsoratry ny vola
  • Hajarizaka RAMINOMANANA Mpanolotsaina
  • Mirana RANDRIAMBELONORO Mpanolotsaina

Ireto kosa ireo diakona voafidy izay hisolo tena ny fiangonana eo anivon’ny Komity Lehiben’ny Synodamparitany

  • Njaka GONGUET
  • Domohina Nirina RAMINOMANANA

Natao nandritra ny alahady 26 may maraina ihany koa ny fifidianana ny hiara hiasa amin’ny Mpitandrina sy ny Sekretera Jeneraly ao amin’ny Komisiona Sosialy. Koa voafidy nandritra izany fotoana izany:

  • Manitriniaina ANDRIANARINTSALAMA

Ho an’Andriamanitra irery ihany ny voninahitra.