AMZP 2003-2023 (20ème anniversaire)

« Satrohanao voninahitra ny taona fitahianao; ary ny dianao mitete menaka. » Salamo 65:11

Faly miarahaba ny fiangonana iray manontolo tratry ny taona vaovao 2023. Isaorana an’Andriamanitra lehibe nahatratra izao taona manokana ho an’ny Zarampifaliana izao: 2003-2023, 20 taona nitoriana an-kira teo anivon’ny fiangonana sy ny fiaraha-monina.

Ny hetsika voalohany tanterahina amin’ity taona ity dia ny alahadin’ny Zarampifaliana amin’ny alahady 26 febroary 2023. Tanterahina ao Gland ny fotoam-pivavahana fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra. Koa manasa ny fiangonana iray manontolo hanatrika izany.

Amin’ny anaran’ny Zarampifaliana.
Ny Biraon’ny Zarampifaliana.

Grâce à Dieu, la chorale Zarampifaliana soufflera en 2023 ses 20 bougies. Un certain nombre de dates sont prévues. Nous vous invitons à réserver dès maintenant ces dates dans vos calendriers. D’autres dates seront précisées en 2023.

  • Dimanche 26 février 2023 : Dimanche de la chorale Zarampifaliana à Gland
  • Jeudi 6 avril 2023 : Jeudi Saint à Gland
  • En été : Projet Séoul 2023
  • Dimanche 8 octobre 2023 : Culte de célébration du 20ème anniversaire

Le projet Séoul 2023, qui prévoit que la chorale visite une paroisse presbytérienne en Corée du Sud, est prévu du 18 juillet 2023 au 2 août 2023.

Les paroissiens qui souhaiteraient venir avec la chorale à Séoul sont les bienvenus. Veuillez vous inscrire avant le 20 décembre 2022 prochain à l’adresse bureauamzp@fjkm-gland.ch

Nous vous invitons à porter la chorale en prière.

Au nom du Bureau de la chorale Zarampifaliana.