Ampahafantarina ny fiangonana rehetra fa ny Alahady 08 Novambra 2026 izao no Alahadin’ny SLK.
Mandritra ny asa vavolombelona, hisy fampisehoana manokana atolotry ny SLK : • Seho an-tsehatra : « Tantaran’i Joba » • Hira roa hiarahan’ny mpikambana manao.
🤝 Fanentanana fandraisana anjara : Manentana antsika rehetra amin’ny fanolorana don (barquettes na don direct amin’ny alalan’ny espèces / versement). Azonao atao koa ny mamandrika barquettes eto amin’ny rohy :👉 https://tinyurl.com/slk-gland
Misaotra indrindra amin’ny fandraisana anjaran’ny tsirairay.
Soli Deo Gloria !
