Araka ny rafitra ao amin’ny FJKM dia tokony manana solon-tena eo anivon’ny Mpihevi-draharaha ny sampana tsirairay avy.
Tamin’ny zoma 13 novambra lasa teo dia voafidy ny an’ny STK.
Tamin’io andro io ihany koa no nofidiana ny filoha sy ny filoha lefitra isan-drantsana.
Ireto avy ny olona nofidiana :
- Solon-tenan’ny STK eo amin’ny komitim-piangonana : RAMINOMANANA Domohina
Rantsana Hira sy Mozika
- Filoha : ROBINSON Camille
- Filoha lefitra : RAMAMBASON Kiady
Rantsana Soratra Masina
- Filoha : ROBINSON Fanja
- Filoha lefitra : ANDRIANARINTSALAMA Mickael Gabiano
Rantsana Fanatanjahantena
- Filoha : RAMINOMANANA Joro
- Filoha lefitra : RASOLOMBOAHANGINJATOVO Aina Heritiana
Rantsana Asa Fampitaovana sy Fanentanana
- Filoha : RANDRIANIRINA Nadia