[RETOUR] Herinandron’ny Reformasionina – Fizarana voalohany

Notapahina tamin’ny fivorian’ny Mpiandraikitra Foibe ny fanantanterahana ny « Herinandron’ny Reformasiona » (19-24 okt 2026) mba hiorenantsika be be kokoa hatrany amin’ny finoana.

Teto anivon’ny FJKM Gland Fahasoavana kosa dia natao tamin’ny Talata 27 Oktobra lasa teo my fotoam-pivavahana, tamin’ny 8 ora ariva, tamin’ny fampitan-davitra (zoom).

Ny andron’ny Reformasiona dia vita soa aman-tsara ny Sabotsy 31 oktobra 2026 manerana ny sahan’ny FJKM manontolo.

Isaorana Andriamanitra Lehibe fa afaka nanantanteraka izany ho voninahiny irery ihany.

Amen!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *