Vie sociale

An-karatsiana (Filazana manjo)

  • Fahafatesana Razafimahefa Roland Guy, tsy mbola vita ny famangiana
  • Tivo sy Miova namoy ray efa vita ny famangiana.

An-kafaliana (Filazana mariazy)

  • Olivia sy Ranto : nahazo lahy kely , tsy mbola vita ny famangiana
  • Mirana sy Aina : nahazo vavy kely, tsy mbola vita ny famangiana
  • Tiavina sy Malala : nahavita fanamasinana fanambadiana, tsy haiko raha efa vita ny fiarahabana