24 septambra 2022, Fanompoam-pivavahana noho ny faha-13 taonan’ny Synodamparitany

Noho ny tsingerin’andro niorenan’ny Synodamparitany dia fifaliana ho an’ny Biraon’ny Synodamparitany ny manasa antsika hidera sy hankalaza an’Andriamanitra noho ny faha-13 taona’ny Synodamparitany.

Ny fotoana dia tanterahina ny sabotsy 24 septambra 2022, 3 ora sy sasany tolakandro. Ao amin’ny FJKM Ziona Vaovao Paris ao Cachan no hanatanterahina izany.