13 novambra : alahady SLK

Ny alahady 13 novambra 2022 no alahady ny Sampana lehilahy kristiana eto amin’ny fiangonana FJKM Gland Fahasoavana. Entanina isika hitondra am-bavaka an’ny lehilahy rehetra ny fitandremantsika.

Raha toa ka liana hanontany vaovao momba ny sampana dia ireto avy ireo olona azo hifandraisana amin’izy ireo :

  • ny Filoha (Jocelyn Ramanambohitra) : +41 79 871 17 93
  • ny Filoha lefitra (Sedera Randrianarison) : +41 76 693 55 50
  • ny Mpitan-tsoratra (Ionja Rasoloniaina) : +41 76 435 13 90