Mitohy hatrany ny fianaran-kira eo anivon’ny antoko mpihira Zarampifaliana. Ny zavatra miova kosa dia ny toerana fanatanterahina izany :
- Isaky ny alahady voalohany sy fahatelo : amin’ny zoom https://zoom.us/j/92027094817 amin’ny 8 ora alina
- Isaky ny alahady faharoa sy fahaefatra : any Gland aorin’ny fotoam-pivavahana.
Faly mandray anao izy ireo ary aza misalasala manatona ireto tompon’andraikitra ireto:
Adiresy Birao: bureauamzp@fjkm-gland.ch, 079 817 30 63
- Ranaivo RAZAKANIRINA
- Iony RABEMANANTSOA
- Clarah ANDRIANJAKA