Vaovaon’ny Dorkasy

Ny sampana dorkasy dia faly mampahafantatra antsika ny solontenan’izy ireo ho amin’ny komity faha-15 taonan’ny fiangonana :

Chochard RAHARINIVO
Hanitra RANDRIANARIVONY

Mitohy hatrany ny fianarana soratra masina miaraka amin’ny ray aman-dreny mpitandrina. Ny fotoana manaraka dia amin’ny asabotsy 16 aprily 2022 amin’ny 8 ora alina !