Fivoriambe tsy ara-potoana: 22 Jona 2025
Notanterahina ny Alahady 22 Jona 2025 ny fivoriana tsy ara-potoanan’ny SLK Gland tao amin’ny Salle Départ – Temple de Gland nanomboka tamin’ny 9 ora maraina. Ireto teboka manaraka ireto no nodinihana tamin’izany:
- Fanisana mpikambana
- Fitsipika anatiny
- Teti-bola 2026
- Fividianana Vice-président 1 manampy
- Samihafa
Hotohizana ny Sabotsy 20 Septembra 2025 amin’ny fivoriambe faharoa SLK Gland ny fandaniana sy ny tohin’ireo lohahevitra ireo.