Mpiandraikitra Foibe:
– Fivorian’ny Mpiandraikitra Foibe MF 06/SL XIX: 10-17 Aprily 2024
– Fivorian’ny mpiandraikitra Foibe MF 07/SL XIX: 16-23 Oktobra 2024
Zaikabe sy Fihaonamben’ny Samapana sy Sampanasa ary Asa:
DATY | TOERANA | SAMPANA |
25-26 Jolay | Vatomandry | SLK |
31 Jolay – 03 Aogositra | Ranomafana Ifanadiana | SVM |
07-10 Aogositra | Toliary | SFL |
12-14 Septambra | Morondava | SAMPATI |
22-24 Aogositra | Antananarivo | Dorkasy |
26-27 Aogositra | Antsirabe | STK |
28-30 Aogositra | Antananarivo | SAFIF |
04-07 Septambra | Nosy-Be | Sekoly Alahady |
18-20 Septambra | Ambositra | Reninjaza Kristiana |
06-08 Novambra | Antananarivo | AFF |
Fanompoam-pivavahana hitondrana am-bavaka ny Filohan’ny FJKM mianakavy sy ny taompiasana 2024:
- Daty: Alahady 21 Janoary 2024 manomboka amin’ny 9 ora sy sasany maraina
(asa sy fampaherezana amin’ny 7 ora – 8 ora 30 maraina) - Toerana: Kianja TPM Ivato
Fanokafana ny fotoam-pambolen-kazo 2024:
Sabotsy 27 Janoary 2024 any Andanona Manjakandriana
Fihaonamben’ny Mpitandrina mivady
- Toerana: Mahajanga
- Daty: 14-18 Aogositra 2024
Vavaka sy fifadiana-kanina 2024:
- Sabotsy 26 Janoary
- Zoma 29 Martsa
- Zoma 17 Mey
- Zoma 20 Desambra