Tatitra: Tolo-tanana ho an’ireo traboina noho ny rivodoza GEZANI

Nandritra ny fanompoam-pivavahana ny 1 martsa isika dia nitondra am-bavaka ireo traboina noho ny rivodoza, ary nanatanteraka rakitra manokana isika ho fanohanana azy ireo. Ny rakitra voaangona dia alefa mivantana any amin’ ny Foibe.

Toy izao ary ny rakitra voahangona ny 1.3.2026:

  • 462.80 CHF
  • 210.35 EUR
  • Fanomezana fanampiny: 100 CHF

Totaliny: 562.80 CHF + 210.35 EUR

Ny Birao